Zafimahaleo Rasolofondraosolo (Dama) sur Facebook (2018-10-11 07:00:45)

#DAMA...

#DAMA
#VALIMBABENA

Fidinan’ny Kandidà DAMA MAHALEO teny Analakely – Petite Vitesse – Tsaralalàna omaly 09/10/2018. Hafaliana sy hafanamp-po no nitsena azy teny, kanefa tsy nisy fampandrenesana, na fanomanana be, na fizarana T-Shirt sy Vola.
#DAMA4MADA
#VALIMBABENA
#FOKONOLONA
#ANTI_SYSTEME



Commenter

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */