Zafimahaleo Rasolofondraosolo (Dama) sur Facebook (2018-08-30 16:15:37)

Fanontaniana amin'ny enrika lalao izay entina hisainan'ny tsirairay:...

-Trésor public = kitapom-bolam-panjakana
-W.C public = Trano fivoahan’ny vahoaka

Inona ary izany no tena fandikana sy ny tena hevitra fonosin’ilay teny hoe « PUBLIC »?

Amabrao ny hevitrao entina hisainana ary e!

46 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */