Tabera Randriamanantsoa sur Facebook (2018-10-24 09:20:30)

Renivohitry Vonizongo i Fihaonana, tokony ho 60 kilaometatra miala an’Antananari...

Renivohitry Vonizongo i Fihaonana, tokony ho 60 kilaometatra miala an’Antananarivo no misy azy, amin’ny lalam-pirenena faha 4. Ny fambolena no iveloman’ny mponina ao an-toerana ary ny voly vary sy mangahazo no tena manavanana ireo tantsaha.
Manana foto-drafitrasa toy ny sekolim-panjakana sy ny…

Plus

Commenter

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */