Solo Norbert Randriamorasata sur Facebook (2018-10-16 17:37:29)

Eo amin'ny fitondrana rehetra izay nifandrimby, misy ny mahazo tombontsoa ary mi...

Eo amin’ny fitondrana rehetra izay nifandrimby, misy ny mahazo tombontsoa ary misy kosa no very harena noho izany. Tsy tokony hatao fomba fanangonam-bola nefa ny fitondrana fa fampandrosoana ny firenena. Mila fanovana noho izany ny fomba fitondrana Malagasy.

1 commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */