Solo Norbert Randriamorasata sur Facebook (2018-10-10 21:00:01)

Mpanolontsaina fa tsy afaka mandidy tamin'izany fotoana izany. Izao kosa anefa n...

Mpanolontsaina fa tsy afaka mandidy tamin’izany fotoana izany. Izao kosa anefa ny kandidà faha 28 dia mahita ny lalana tsara amin’ny fampandrosoana hoan’ity firenena soa antsika ity, ka manomboka androany dia hiaraka aminy isika ary hanome hery azy mba hatongavany amin’izany tanjona lehibe izany.

1 commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */