Saraha Rabeharisoa sur Facebook (2018-10-17 11:00:00)

Ho asian'ny Kandidà Saraha Rabeharisoa #9 fitsimbinana manokana, ireo vehivehy i...

Ho asian’ny Kandidà Saraha Rabeharisoa #9 fitsimbinana manokana, ireo vehivehy izay vao avy niteraka.

Noho izany dia ho ampitomboina 30 andro, ny andro angalàna aina ao aorian’ny fiterahana « congé de maternité », sy ny fifandraisana voalohany amin’ny zaza. Ka ho vehivavy efa matanjaka sy tomady tsara no hiverina any am-piasana.

4 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */