Paul Rabary sur Facebook (2018-09-24 10:31:31)

"Ny tondro tokana hono tsy mahazo hao"...

Maro isika no maniry ny hifanerasera, hifampizara, hanolo-tanana ka ireto ary ireo laharana ahafahantsika manao izany.
Aza misalasala fa malalaka ny varavarana ary vonona izahay ny handray sy hamaly anareo an-tanan-droa.

44 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */