Pasteur Mailhol sur Facebook (2018-10-16 17:35:34)

Manainga antsika hanao tongotra miara-mamindra, soroka miara-milanja ary tanana ...

Manainga antsika hanao tongotra miara-mamindra, soroka miara-milanja ary tanana miara-mandray ny amin’ny fanapariahana sy fampielezana ny Vinan’ny Fahazavana.
Tanindrazana iraisantsika rehetra ity Madagasikara ity, noho izany dia manasa antsika hifanome tanana mba hahombiazan’ny Vina izay…

Plus

26 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */