Jean Ravelonarivo sur Facebook (2018-09-27 23:00:01)

Avy any ambony no miatomboka ny ady amin’ny kolikoly....

izany hoe manomboka any amin’ny mpitondra mihintsy aloha, dia ny fahefana mpanantanteraka, manaraka azy ao ny parlemanta sy ny fahefana mpitsara, izay vao midina any amin’ireo biraom-panjakana isan’ambaratongany avy ka hatrany amin’ireo fokontany…

Plus

6 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */