Jean Max Rakotomamonjy sur Facebook (2018-10-17 11:15:00)

Adihevitra hifanaovan'ireo kandidà ho filoham-pirenena malagasy, androany alarob...

Adihevitra hifanaovan’ireo kandidà ho filoham-pirenena malagasy, androany alarobia 17 oktobra 2018, eny amin’ny Carlton Anosy, salle Ravinala manomboka amin’ny 3 ora tolakandro. Fotoana iray iarovan’ny kandida antsika ny fandaharan’asany sy ny vina io fotoana io.

2 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */