Andry Rajoelina sur Facebook (2018-10-10 19:20:27)

Efa nanolo-tena hoan'ny Tanindrazana aho, ny malagasy dia iray tsy mivaky....

Misaotra anareo vahoakan’i Maroantsetra manohana ahy hatrany ary manome toky anareo aho fa tsy maintsy ho tafita i Madagasikara.

#13ANR
#isikarehetra
#Maroantsetra
#Madagasikara
#fidioN13
#AndryRajoelina



33 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */