Andry Rajoelina sur Facebook (2018-10-08 11:03:45)

Tonga ity ny fotoana !...

Vonona aho ny handresy lahatra ny Malagasy amin’ireo vinan’asa maty paika voaomana entina hanavotana an’i Madagasikara.
Efa nandrasan-tsika hatrin’ny ela izao fotoana izao koa lasa ny lamasinin’ny fanantenana, ny fitiavana sy ny fandrosoana ary tsy hijanona intsony raha tsy…

Plus

44 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */