Andry Rajoelina sur Facebook (2018-08-19 20:42:57)

Manalalondo,...

Nitorajofo ny fihaonana tao Arivonimamo.
Mitohy aty Manalalondo ny fifampidinihana sy ny fifanakalozan-kevitra miaraka amin’ny vahoaka.
Ravoravo ny foko tafiaraka aminareo!

Isika rehetra hanavotra an’i Madagasikara. ✌️

#AndryRajoelina #fitiavana #firaisankina #orangewave #IEMMADAGASCAR



27 commentaires

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

/* ]]> */