Élection présidentielle, Madagascar 2013
Saraha GEORGET RABEHARISOA » Page 5 de 29 » Élection présidentielle, Madagascar 2013
24.10.2013 | 12:25 Saraha GEORGET RABEHARISOA
Misaotra eram-po eran-tsaina antsika manerana ny lafy valon’ny nosy sy ireo any ampitan-dranomasina, nanao ny aina tsy ho zavatra nandritra ity fampielezan-kevitra ity. Zanahary antampon’ny loha anie hamaly fitia anareo.

Efao ny adidy rahampitso, ny hoavinao mandritra ny 10 taona no diniho tsara, ny hoavin’ny taranakao mandritra ny 50 taona ary ny hoavin’i Madagasikara mandritra ny 100 taona. Olon’ny tantara ianao ary matoky ny fahendrenao sy ny safidinao i Saraha Georget Rabeharisoa, Hasin’i Madagasikara. Ho tontolo ivelomana mampiadana.Misaotra eram-po eran-tsaina antsika manerana ny lafy valon’ny […]

22.10.2013 | 5:49 Saraha GEORGET RABEHARISOA
Soa Andro isika, etsy Antanetibe (Sicam Anosizato) no fihaonan-tsika anio miaraka amin’ny Saraha Georget Rabeharisoa ho an’ny faradoboka amin’ity fihodinana voalohany ity. Manomboka amin’ny 10 ora ny fotoana. Alefa Saraha !

Soa Andro isika,etsy Antanetibe (Sicam Anosizato) no fihaonan-tsika anio miaraka amin’ny Saraha Georget Rabeharisoa ho an’ny faradoboka amin’ity fihodinana voalohany ity. Manomboka amin’ny 10 ora ny fotoana. Alefa Saraha !Bonjour à tous, c’est ce jour notre dernière grande rencontre avec Saraha Georget Rabeharisoa pour cette campagne du 1er tour. Rendez-vous à Antanetibe (Sicam Anosizato) à […]

21.10.2013 | 3:18 Saraha GEORGET RABEHARISOA
Hafatra faradoboka. Alefa Saraha !

Saraha Georget – Hafatra Faradoboka 22 Oktobra 2013Saraha Georget – Hafatra Faradoboka 22 Oktobra 2013Hafatra faradoboka. Alefa Saraha !

21.10.2013 | 3:16 Saraha GEORGET RABEHARISOA
« Notre candidate est jusqu’à ce jour, la seule à avoir compris que pour laisser une chance à son pays de briller et de déployer son plein potentiel, il faut donner l’opportunité à ses enfants de grandir sans cette peur du lendemain… »

Pourquoi je soutiens Saraha Georget Rabeharisoa par Raymond Andrianarivony | Comité de Soutien…Pourquoi mon soutien à Saraha Georget Rabeharisoa, candidate à la présidentielle 2013 du parti Hasin’i Madagasikara ? (par Patrick Rakotomalala)« Notre candidate est jusqu’à ce jour, la seule à avoir compris que pour laisser une chance à son pays de briller et de déployer […]