Élection présidentielle, Madagascar 2013
fifidianana » Élection présidentielle, Madagascar 2013
04.06.2013 | 10:03
Ny Pisodia, antoko PSD

Nanamafy ny fanohanany an’i Lalao Ravalomanana amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena ny antoko PSD.